Manatsihoarana Mozika

ManoratraSolfa

Fitaovana iray entina hanamorana sy hanafainganana ny fanoratana SOLFA.

💻 Afaka ampiasaina amin'ny Windows 8, 10 & 11 (64-bit) | 📖 Haka ny Torolalana (PDF)
Aperçu
Dev

Momba ny Mpamorona

Mpandalina ny mozika ary ihany koa ny fikirakirana teknolojia (Développeur d'application). Ny tanjoko dia ny hanome fitaovana tsotra nefa matanjaka ho an'ny mpamorona hira Malagasy rehetra.

ANDRIANTSILAVINA Manatsihoarana Jimmy