Fitaovana iray entina hanamorana sy hanafainganana ny fanoratana SOLFA.
Mpandalina ny mozika ary ihany koa ny fikirakirana teknolojia (Développeur d'application). Ny tanjoko dia ny hanome fitaovana tsotra nefa matanjaka ho an'ny mpamorona hira Malagasy rehetra.
ANDRIANTSILAVINA Manatsihoarana Jimmy